Ndao hamaky boky sy hianatra hiaraka @Koko sy ny namany ao amin’ny radio eh ! Sady mampahay sy mahabe harentsaina no mahafinaritra ery .
– Ndao hamaky boky e : ihainoana ny tantara avy ao amin’ny Diary Nofy.
– Koko be : hianarana zava-baovao toy ny voambolana amin’ny teny vahiny, siansa, tantara, haitao sns.
– E-boky : hilona ao anatin’ny tontolon’ny boky isika miaraka amin’ny vahiny, naman’i Koko.
Fandaharana natokana ho an’ny ankizy , mba hampitsiry ny fitiavana vaky boky . Tetikasan’ny Let’s Read, Teach for Madagascar hiarahana miasa amin’ny Onjampeon’ny tanora.
Eto amin’ny RDJ, isaky ny alarobia amin’ny 2 ora hartamin’ny 2:30 tolakando.
Détails Mood M’tap
Détails Soft Label
Fandaharana fangatahana hira, isaky ny alahady maraina
09:00 – 11:00
Miaraka amini’i Mahandry sy Antsa.
Détails Ho azy ny voninahitra
Détails Ambiance Rotsaka
ONCE Rock&Metal
Isaky ny Sabotsy @ 3 Ora hariva
Ora iray, hanarahanao mozika Rock sy Metal
Classement « Top 10 Rock sy Metal Malagasy » isam-bolana
Suuur
Détails
Détails BlackTempo
Détails Dago Chart
Détails 96.6ieme Ciel
Détails émission Zany dia tsy hay
Détails émission Mastermixx
Détails émission Cooltime
Détails French touch
0343087966
0336500966 (whatsapp)
0323205266
© 2024 – Tous droits réservés