Search
Close this search box.
Flash infos
Ekipa nasionaly Malagasy Barea : efa migadona tsikelikely ao Tunis ny mpilalao rehetra avy any Europe. Fampianarana : mila hazavaina tsara ilay resaka tsy fandoavam-bola amin’ ny fampianarana hoy ny solombavambahoaka fa lasa mampiady. Fanolanana : Didy raikitra vao tena hampiarina ny famosirana hoy ny minisitry fitsarana. Politika : Petafana izay minisitra tsy mahavita ny asany hoy i Naivo Raholdinina solombavambahoaka. Antananarivo Renivohitra : Manjaka loatra ny kolikoly eo anivon’ny CUA hoy ny mpanolo-tsainan’ny Tanana. Fitrandrahana Toliary : Nanao fanambarana ny olobe Toliary manoloana ny fanoratana nataon’ny Depiote Siteny. Anjozorobe : Novonoin’ireo daholo avokoa ireo takalon’aina rehefa tsy nanome vola. Politika : Maro no mihemotra ny kandida Firaisakina noho ny fatahorana hala-bato. Ekipa nasionaly Malagasy Barea : Nanainga anio ny andiany voalohany hiazo an’i Tonisia. Politika : Notanterahina anio teny aminy CENI ny fivoriana voalohany hanomanana ny fifidianana kaominaly. Firaisam-be Afrikanina : manamafy ny filatsahana ho fidiana ho Filoha ny vondrona Afrikanina i Richard Randriamandranto. Tontolo iainana : Vonona hamatsy 100 dolara hoan’ny Madagasikara ny tahirim-bola iraisam-pirenena hoan’ny tontolo iainana n’a FEM. Raharaham-pirenena : mazava ny toro-lalana hoan’ireo minisitra vaovao hoy ny Praiminisitra. Tanana Antananarivo Renivohitra : Vita ny famidram-pahefana teo amin’ny PSDS teo aloha izay ny Sekretera Jeneraly no nisolo tena azy sy PDS vaovao. Ekipa nasionaly Malagasy Barea : Nanainga anio ny androany voalohany hiazo an’i Tonisia. Politika : Notanterahina anio teny aminy CENI ny fivoriana voalohany hanomanana ny fifidianana kominaly. Firaisam-be Afrikanina : manamafy ny filatsahana ho fidiana ho Filoha ny vondron’ny Afrikanina i Richard Randriamandranto. Tontolo iainana : Vonona hamatsy 100dolara hoan’ny Madagasikara ny tahirim-bola Iraisam-pirenena hoan’ny tontolo iainana n’a FEM Raharaham-pirenena :mazava ny toro-lalana hoan’ireo minisitra vaovao hoy ny Praiminisitra. Tanana Antananarivo renivohitra : Vita anio ny famidram-pahefana teo aminy Pds teo aloha izay ny Sekretera Jeneraly no nisolo tena azy sy Pds vaovao. Fitrandrahana : Tsy hihemotra intsony ny Base Toliary aminy fanatanterahana ny fitrandrahana ataon’izy ireo. Kolikoly : nametrahana ratsa-mangaika miady aminy kolikoly ao aminy seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato. Fanambeazam-pirenena : maimaim-poana ny fanoratana anarana manomboka amin’ity taom-pianarana ity hoy ny minisitra. Tananan’Antananarivo : Notendrena ho PDS vaovao i Harilala Ramanatsoa. Fifanintsanana Afrikanina baolinakitra : ahina tsy hisy klioba malagasy hiatrika any Afrika intsony noho resaka kianja, satria lafo loatra ny fikarakarana lalao any ivelany. Fanatanjahatena : Miantso ny fanjakana ny mpankafy baolinakitra rehetra mba hijery haingana ny mahakasika ny kianjabe Mahamasina. Kolontsaina : Hoavy tsy ho ela eto Madagasikara i Anisha, ilay Malagasy nahazo Star Académy 2022. Traboina Morondava : Nitondra izay voatsirambin’ny tanana ny solombavambahoaka. Traboina any Morondava : 45 ireo fianakaviana tsy manan-kialofana vokatry ny fahamaizan’ny trano. Politika : Tsy misy Zavatra azo antenaina io gouvernemanta vaovao io, hoy Siteny Randrianasoloniaiko.
Loading...
HIt music

En ce moment

Emission musicale
Emission musicale

Ensuite

HIt music

En ce moment

Emission musicale
Emission musicale

Ensuite

Evénements RDJ

21 juillet 2024 : la RDJ souffle ses 21 bougies

Smile Party 2024 : Rendez-vous ce 26 juillet au stade Barea