JIRAMA : Niverina indray ny delestazy eto Antananarivo rehefa niato nandritra ny herinandro. Nanambara ny JIRAMA fa ny tsy fahampian’ny rano manodina ireo milina famokarana herinaratra any Andelakeka no anton’izany.


Publié

dans

par

Étiquettes :