Accueil
Emissions
Animateurs
RDJ’s team
Evénements
Accueil
Emissions
Animateurs
RDJ’s team
Evénements
RDJ Mozika
ANGOVO : Tonga nitokana ny fanmbohan’ny asa fanorenana ivom-pamokarana herinaratra amin’ny herin’ny masoandro any Mahajanga ny Filoha Andry Rajoelina. Hamokatra herinaratra 5 mégawatts ity tobim-pamokarana ity, ka ny 3 MW amin’izany di oentina hamenoana mivantana ny filana amin’ny atoandro, ary ny 2 MW kosa tehirizina hamenoana ny filana amin’ny alina.