Miantso Fenosoa Randrianabo no tena anarana feno, fa nom de plume amin’ny maha Journaliste ny hoe Bandy Akama Randrianabo. Efa ny taona 2002 no nivoaka ho Journaliste, nitety onjam-peo sy gazety an-tsoratra maromaro.
Ny taona 2019 no nanomboka sady nanao animateur no journaliste, ary ny taona 2021 no niaraka tamin’ny RDJ nandray ny Desk ary nanampy amin’ny fanentanana ny fandaharana Rivotra.
Mampiavaka : mahitsy fiteny, masika saingy anaty fanarahan-dalana.
