Antsiranana : Tsy hita popoka i Jean-Luc Désiré Djavojozara izay voafidy ho ben’ny Tanana tamin’ny salan’isa 65,71 %. Marihana fa voaroiroy amina raharaha fanodikodinam-bola sy fanaparam-pahefana izy izao nitsoaka izao.
Publié
dans
par
Étiquettes :
Publié
dans
par
Étiquettes :